FAMARANANA Sy FAMOAHANA NY VOKATRA VONJIMAIKA - Election Updates in Antananarivo

Slide Note
Embed
Share

Election updates in Antananarivo involving FAMARANANA, FAMOAHANA, and VOKATRA VONJIMAIKA took place on November 27, 2019. The process includes various regulations, decisions, and discussions related to the electoral activities. Specific details regarding candidates, voting procedures, and organizational aspects have been addressed in the updates.


Uploaded on Aug 08, 2024 | 0 Views


Download Presentation

Please find below an Image/Link to download the presentation.

The content on the website is provided AS IS for your information and personal use only. It may not be sold, licensed, or shared on other websites without obtaining consent from the author. Download presentation by click this link. If you encounter any issues during the download, it is possible that the publisher has removed the file from their server.

E N D

Presentation Transcript


  1. FAMARANANA SY FAMOAHANA NY VOKATRA VONJIMAIKA Fifidianana Ben ny tanana sy Mpanolotsaina ny 27 novambra 2019 Raritra manokana ho an ny Faritanin Antananarivo

  2. Araka ireto didy aman-dalna manaraka ireto ny Lal mpanorenana ; ny lal na fehizoro lf-2018-008 tamin ny 11 may 2018 mikasika ny fitondrana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi- bahoaka; ny lal na nasiam-panovana lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan ny Vondrombahoakam- paritra Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fanaovana ny fifidianana, ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara andraikitr ireo ratsamangaika ao aminy; ny lal na lf-2015-020 tamin ny 19 oktobra 2015 mikasika ny rafi-pirenena mahaleotena misahana ny fikarakarana sy ny fitantanana ny raharaham-pifidianana antsoina hoe Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ;

  3. ny didim-panjakana lf-2015-1459 taminny 28 oktobra 2015 nasiam-panovana araka ny didim-panjakana lf- 2015-1464 tamin ny 02 novambra 2015 sy ny didim-panjakana lf-2016-828 tamin ny 06 jolay 2016 anamarinana ny fanendrena sy ny fifidianana ireo mpikambana anatin ny rafitra maharitry ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ; ny didim-panjakana lf-2018-640 tamin ny 29 jona 2018 mametra ireo fepetra fampiharana ny andininy sasantsasany amin ny lal na fehizoro lf-2018-008 tamin ny 11 may 2018 mikasika ny fitondrana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka; ny didim-panjakana lf-2019-1540 tamin ny 14 aogositra 2019 anaikana ny mpifidy handatsa-bato amin ny fifidianana kaominaly sy monisipaly; ny didim-panjakana lf-2019-1541 tamin ny 14 aogositra 2019 mamaritra ny fombafomba fandaminana ny fifidianana kaominaly sy monisipaly;

  4. ny fanapahan-kevitra nasiam-panovana lf-001/CENI/D/2015 taminny 29 oktobra 2015 mikasika ny fitsipika anaty mifehy ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana; ny fanapahan-kevitra nasiam-panovana lf-002/CENI/D/2015 tamin ny 29 oktobra 2015 mikasika ny fifidianana ireo mpikambana anatin ny birao maharitry ny Vaomieram- pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ; ny fanapahan-kevitra lf-049/CENI/D/2019 tamin ny 14 aogositra 2019 mametra ny modely sy ny toetoetry ny taratasin-datsabato tokana ho an ny fifidianana kaominaly sy monisipaly ny 27 novambra 2019; ny fanapahan-kevitra nasiam-panovana lf-077/CENI/D/2019 tamin ny 20 septambra 2019 amerana sy ampahafantarana ny besinimaro ny lisitra raikitry ny mpilatsa-kofidiana isaky ny fari-pifidianana ho an ny fifidianana ben ny tan na ny 27 novambra 2019; ny fanapahan-kevitra nasiam-panovana lf-076/CENI/D/2019 tamin ny 20 septambra 2019 amerana sy ampahafantarana ny besinimaro ny lisitra raikitry ny lisitry mpilatsa- kofidiana isaky ny fari-pifidianana ho an ny fifidianana Mpanolotsainan ny Tan na ny 27 novambra 2019; ny fanapahan-kevitra lf-080/CENI/D/2019 tamin ny 27 septambra 2019 amerana ny lisitra sy ny toerana misy ireo birao fandatsaham-bato ho an ny fifidianana kaominaly sy monisipaly ny 27 novambra 2019 ; ny fanapahan-kevitra nasiam-panovana lf-083/CENI/D/2019 tamin ny 23 oktobra 2019 amerana ny foibe sy ny firafitry ny sampana mpanisa vato ao amin ny vaomieram- pifidianana eny anivon ny distrika ho an ny fifidianana kaominaly sy monisipaly ny 27 novambra 2019 ; ny fanapahan-kevitra lf-094/CENI/D/2019 tamin ny 15 novambra 2019 amerana ny firafitry ny Rafitra manokana eo anivon ny Faritany hikirakira ny vokatra vonjimaikan ny fifidianana kaominaly sy monisipaly ny 27 novambra 2019;

  5. ireo didim-pitondrana amerana ny isanireo mpikambana ao amin ny Filan-kevitry ny tan na isaky ny fari-pifidianana ho an ny fifidianana kaominaly sy monisipaly ny fitanana an-tsoratry ny Fitsarana an-tampony mikasika ny fianianan ireo mpikambana ao amin ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ; ny fitanana an-tsoratr ireo Fitsarana ambaratonga voalohany mikasika ny fianianan ireo mpikambana rehetra ao amin ny Vaomieram-pifidiana eny anivon ny faritra ny fitanana an-tsoratra lf-001/CENI/PV tamin ny 29 oktobra 2015 mikasika ny fivoriam-be voalohan ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ; ireo antontan-taratasim-pifidianana sy fitanana an-tsoratra avy any amin ny biraom-pifidianana sy ny Sampana mpanisa vato ;

  6. Ny aminny fahefanny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana sy ny Rafitra manokana eo anivon ny Faritra mikasika ny famaranana sy ny famoahana ny voka- pifidianana vonjimaika amin ny fifidianana ben ny tan na:

  7. Ny andininy faha-38 ny lalna lf-2015-020 tamin ny 19 oktobra 2015 mikasika ny rafi-pirenena mahaleotena misahana ny fikarakarana sy ny fitantanana ny raharaham-pifidianana antsoina hoe Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana , dia anisan ny andraikitry ny Mpikarakara fifidianana ny fikirakirana ny voka- pifidianana vonjimaika ny andininy faha-191 ny lal na fehizoro lf-2018-008 tamin ny 11 may 2018, sy ny andininy faha-293 ny lal na nasiam- panovana lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 voalaza etsy ambony, dia manome fahefana ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana hikirakira ny voka- pifidianana vonjimaikan ny fifidianana kaominaly sy monisipaly. ny tapany faharoa amin ny andalana voalohan ny andininy faha 54 ny didim-panjakana lf-2019-1541 tamin ny 14 aogositra 2019 dia milaza fa: Ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidiana dia voasolotena amin ny fikirakirana sy famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika ao anatin ny Rafitra manokana izay natsangana eny anivon ny Faritany

  8. Ny aminny fe-potoana ikirakirana ny vokatra vonjimaika eo anivon ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana :

  9. Ny andininy faha-296 ny lalna lf-2014-020 taminny 27 septambra 2014 : Ny rafi-pirenena mahaleotena misahana ny fikarakarana sy ny fitantanana ny raharaham-pifidianana no mamarana sy mampahafantatra ny besinimaro , isaky ny fari- pifidianana, biraom-pifidianana isaky ny biraom- pifidianana, ny vokatra vonjimaika farafahatarany ao anatin ny folo andro manaraka ny naharaisana ny fonosana farany avy amin ny Sampana mpanisa vato : Ny fonosana voaray farany dia ny an ny Distrikan i Fenoarivo be ny 03 desambra 2019

  10. Ny aminireo raharaha fikirakirana vokatra vonjimaika :

  11. Ny andininy faha-291 ny lalna lf-2014-020 taminny 27 novambra 2014, ny asan ny Sampana mpanisa vato dia mijanona eo amin ny fijerena ireo tsy fahatomombanan ny an-totan-taratasim-pifidianana sy ny fahamarinan ny fanisam- bato ary tsy ananany fahefana ny fanarenana ny mety ho diso amin ny voka-pifidianana ; noho izany, dia ahitana tsy fitoviana amin ny fanisana ny isan ny mpifidy tonga nadatsa-bato, ny fitambaran ny vato maty sy ny vato fotsy, ary ny isan ny vato manan-kery, izay adika tsy misy tomika avy amin ny fitanana an-tsoratra avy any amin ny birao fandatsaham-bato; ny Rafitra manokana dia tsy afaka mijery fotsiny ireny tsy fitoviana ireny mba hisian ny fahamarinana sy ny firindran ny isam-bato ; niroso tamin ny famerenana ny fikajiana ny fitambaran ny isam-bato azon ny mpirotsaka hofidiana tsirairay ny Rafitra manokana ary nampitaha izany tamin ny isan ny vato manan- kery noraiketin ny biraom-pifidianana tao amin ny fitanana an-tsoratra ka tsy nikasika velively ny isam-bato azon ny kandida tsirairay fa nitazona izany arak izay niraketan ny biraom-pifidianana azy ; Misarika ny fijerin ny Fitsarana misahana ny ady atao amin ny Fanjakana mikasika ireo tsy fahatomombanana rehetra hita nandritra ny fikirakirana ny vokatra vonjimaika

  12. Ny aminireo biraom-pifidianana nahitana tsy fahatomombanana nandritry ny andro fandatsaham- bato Distrika Kaominina Fokontany FALIARIVO BV 110 510 110 102 BV EFATRA (SALLE 3,4,5,6) BV REHETRA TRANGA ANTANANARIVO ATSIMONDRNO AMPITATAFIKA FAHASIMBAN-NY BILETA TOKANA AMBOHIDRATRIMO AMBOHIDRATRIMO AMBOHIDRAT RIMO NIFANDISO TAMIN NY BU HO AN AMBOTRIMANJAKA ARIVONIMAMO ANTENIMBE TAMIN NY 2 ORA TOLAKANDRO NY FIFIDIANANA NOHO NY FAHADISOAN NY BILETA TOKANA NISY DISO NY BILETA TOKANA FA TSY NANAKANA NY FIFIDIANANA. NALANA IREO BILETA DISO FOKONTANY REHETRA FARATSIHO VINANINONY AMBOHITRA RIVO MAHASOA FARATSIHO 140 609 130 101 FARATSIHO FARATSIHO 140 604 010 101 NAHITANA BILETA TOKANA AN AMBANO. TSY NANAKANA NY FIFIDIANANA. NALANA IREO BILETA DISO

  13. Ho anny Faritra Analamanga

  14. Ny aminny fampitahana ny fitanana an-tsoratry ny raharaham- pifidianana Ben ny Tanana naharay fangatahana fampitahana taratasy fitanana an-tsoratra miisa valo amby roampolo (28) ny rafitra ho an ny Faritra Analamanga Fampitahana taratasy fitanana an-tsoratra telo no nahitana tsy fitoviana sy nitakosona ny vato azon ny kandida tsirairay voarakitra ao: Ho an ny fari-pifidianana Sabotsy Namehana, Distrikan Avaradrano :Birao fandatsaham-bato lf-110 612 120 104 fokontany Andrefatsena; Ho an ny fari-pifidianana Ampitatafika, Distrikan Atsimondrano :Birao fandatsaham-bato lf-110 510 050 103 fokontany Ambohimangidy; Ho an ny fari-pifidianana Analaroa, Distrikan Anjozorobe :Birao fandatsaham-bato lf-110 309 040 101 fokontany Analaroa;

  15. Ny aminny fampitahana ny fitanana an- tsoratry ny raharaham-pifidianana Mpanolotsainan ny Tanana naharay fangatahana fampitahana taratasy fitanana an-tsoratra miisa valo amby roampolo (28) ny rafitra ho an ny Faritra Analamanga izay tsy notanterahina noho ny fisintonan ny mpangataka ny fangatahany;

  16. Ny aminireo tranga isintonana ny fijerinny Fitsarana nandritry ny fikirakirana voka- pifidianana vonjimaika Distrika Kaominina Fokontany BV TRANGA ANKADIMBAHOAKA ANDREFANA 111 001 070 107 ISAN NY NANDATSA-BATO 24, NY ISAN NY BILETA TOKANA 104 ANGARANGARANA 111 001 090 101 ANOSIPATRANA (2) 111 001 030 104/ 111 001 030 103 ANTANANARIVO IV ANTANANARIVO RENIVOHITRA TSY NIHIDY NY FONOSANA MAHAMASINA 111 001 240 103 TRANOMPOKONOLO NA ISOTRY 111 001 080 101

  17. Ho anny Faritra Bongolava

  18. Tsy nahitana fanamarihana momba ny tsy fahatomombanana nandritry ny fikirakirana

  19. Ho anny Faritra Itasy

  20. Ny aminny fampitahana ny fitanana an-tsoratry ny raharaham- pifidianana Ben ny Tanana nandritry ny fampitahana fitanana an-tsoratra dia nahitana tsy fitoviana sy takosona teo amin ny isan ny vato azon ny kandida tsirairay voarakitra ao anatin ny fitanana an-tsoratra ho an ny sampana mpanisa vato sy ny natokana ho an ny soloten ny kandida tamin ny birao fandatsaham-bato lf-130 213 060 101 fokontany Ankidaona Nord, Kaominina Soavimbazaha, Distrikan i Miarinarivo; Marihina fa tsy nahitana firindrana kajy tamin i birao fandatsaham-bato io ary efa nisokatra avokoa ny fonosana voaray mikasika azy io

  21. Ny aminny fampitahana ny fitanana an-tsoratry ny raharaham- pifidianana Mpanolotsainan ny Tanana nandritry ny fampitahana fitanana an-tsoratra dia nahitana tsy fitoviana sy takosona teo amin ny isan ny vato azon ny lisitry ny kandida tsirairay voarakitra ao anatin ny fitanana an-tsoratra ho an ny sampana mpanisa vato sy ny natokana ho an ny soloten ny kandida tamin io birao fandatsaham-bato iray io, dia tsy aiza izany fa ny birao fandatsaham-bato lf-130 213 060 101 fokontany Ankidaona Nord, Kaominina Soavimbazaha, Distrikan i Miarinarivo; Marihina fa tsy nahitana firindrana kajy tamin i birao fandatsaham-bato io ary efa nisokatra avokoa ny fonosana voaray mahakasika azy io

  22. Ho anny Faritra Vakinankaratra

  23. Ny aminny fampitahana ny fitanana an-tsoratry ny raharaham- pifidianana Ben ny Tanana sy Mpanolotsainan ny tanana Fangatahana roa no voaray ary nitovy avokoa ny isa rehetra tao

  24. Ny antotanisa mikasika ny fitoriana sy fifanolana voaray sy nanaovana fanadihadiana Miisa 33 ny fangatahana voaray mikasika ny fifidianana ben ny tanana sy mpanolotsaina: Ny tsy fanarahan-dal na mikasika ny fampielezan-kevitra; Ny fampielezan-kevitra mandritry ny andron ny fifidianana; Ireo tsy fanarahan-dal na mikasika ny andron ny fifidianana; Ny fividianana safidim-bahoaka Efa nampitaina any amin ny fitsarana mahefa ny mahakasika azy ary efa nanaovana fanadihadiana izay teto anivon ny Rafitra manokana

  25. Noho ireo antony ireo ary: Ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana Ny Rafitra manokana ho an ny faritanin Antananarivo Dia mandray ireto fahapahan-kevitra manaraka ireto:

  26. FARITRA ANALAMANGA FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-001 /CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 tamin ny 09 desambra 2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana ben ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritra Analamanga. FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-002 /CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana mpanolotsainan ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritra Analamanga.

  27. Ho fampiharana ny voalazanny andininy faha-297 ny lalna lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fanaovana ny fifidianana, ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara andraikitr ireo ratsamangaika ao aminy , dia faranana toy izao manaraka izao, isaky ny fari-pifidianana ny vokatra vonjimaikan ny fifidianana ben ny tan na sy mpanolotsaina natao ny 27 novambra 2019 ho an ny fari-pifidianana rehetra ao anatin ny Faritra Analamanga :

  28. FARITRA ITASY FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-003/CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 tamin ny 09 desambra 2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana ben ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritr Itasy. FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-004/CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana mpanolotsainan ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritra Itasy.

  29. Ho fampiharana ny voalazanny andininy faha-297 ny lalna lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fanaovana ny fifidianana, ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara andraikitr ireo ratsamangaika ao aminy , dia faranana toy izao manaraka izao, isaky ny fari-pifidianana ny vokatra vonjimaikan ny fifidianana ben ny tan na sy mpanolotsaina natao ny 27 novambra 2019 ho an ny fari-pifidianana rehetra ao anatin ny Faritra Itasy :

  30. FARITRA BONGOLAVA FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-005 /CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 tamin ny 09 desambra 2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana ben ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritr i Bongolava. FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-006/CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana mpanolotsainan ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritr i Bongolava

  31. Ho fampiharana ny voalazanny andininy faha-297 ny lalna lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fanaovana ny fifidianana, ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara andraikitr ireo ratsamangaika ao aminy , dia faranana toy izao manaraka izao, isaky ny fari-pifidianana ny vokatra vonjimaikan ny fifidianana ben ny tan na sy mpanolotsaina natao ny 27 novambra 2019 ho an ny fari-pifidianana rehetra ao anatin ny Faritra Bongolava :

  32. FARITRA VAKINANKARATRA FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-007 /CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 tamin ny 09 desambra 2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana ben ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritr i Vakinankaratra. FANAPAHAN-KEVITRA LAHARANA FAHA-008 /CENI/SA- ANTANANANARIVO/D/2019 Amaranana sy amoahana ny vokatra vonjimaika amin ny fifidianana mpanolotsainan ny tan na natao ny 27 novambra 2019 ho an ireo fari-pifidianana ao amin ny Faritr i Vakinankaratra.

  33. Ho fampiharana ny voalazanny andininy faha-297 ny lalna lf-2014-020 tamin ny 27 septambra 2014 mikasika ny loharanom-bolan ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana, ny fombafomba fanaovana ny fifidianana, ary koa ny fandaminana, ny fomba fiasa ary ny anjara andraikitr ireo ratsamangaika ao aminy , dia faranana toy izao manaraka izao, isaky ny fari-pifidianana ny vokatra vonjimaikan ny fifidianana ben ny tan na sy mpanolotsaina natao ny 27 novambra 2019 ho an ny fari-pifidianana rehetra ao anatin ny Faritra Vakinankaratra :

  34. Ny vokatra vonjimaika isaky ny birao fandatsaham-bato dia atovana aminireto fanapahan-kevitra ireto(tovana 1) Atovana amin ireto fanapahan-kevitra iretoihany koa ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato nahitana ireto tsy fahatomombanana sy tsy fanarahan- dal na manaraka ireto (tovana 2) : Ny listitr ireo birao fandatsaham-bato nanaovan ny sampana mpanisa vato fanamarihana manokana ; Ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato izay nahitana ny isan ny vato manan- kery mihoatra lavitra noho ny isan ny tonga nifidy ; Ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato izay nahitana ny isan ny tonga nifidy mihoatra lavitra noho ny isan ny mpifidy voasoratra anarana ; Ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato izay nahitana ny isan ny vatomaty mitovy na mihoatra ny folo isan-jaton ny vato manan-kery ; Ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato nangatahan ny kandida fampitahana ny taratasy fitanana an-tsoratr izy ireo amin ny taratasy fitanana an- tsoratra voatokana ho an ny sampana mpanisa vato ; Ny lisitr ireo birao fandatsaham-bato naharaisana fitarainana.

  35. Ireto fanapahan-kevitra ireto dia alefa miaraka aminny tovana voalaza etsy ambony any amin ny Fitsarana misahana ny ady atao amin ny fanjakana Antananarivo, ary avoaka amin ny gazetim-panjakan ny Repoblikan i Madagasikara.

  36. Natao teto Antananarivo, ny 09 desambra 2019 Manao sonia ireo Filoha mpiara-mitantana ny Rafitra manokana ho an Antananarivo: Andriamatoa RAMAHADISON Solofoniaina Olivier Andriamatoa RAKOTONARIVO Manantsoa Thierry Ireo mpikambana ao amin ny Vaomieram-pifidianana eny anivon ny Faritany: Andriamatoa RAJAOBELINA Soanaivo Jakoba Andriamatoa RAVALITERA Jacques Michael Ramatoa RANDRIANARISON Harisoa Volatiana Manao sonia araka ny tandrify azy avy ireo mpikambana ao amin ny Vaomieram-pifidianana eny anivon ny Faritra:

  37. RAJAOBELINA Soanaivo Jakoba RAVALITERA Jacques Micha l RANDRIANARISON Harisoa Volatiana Faritra Analamanga Faritra Itasy ANDRIANIRINA HARIJAONA Samuel RANDRIAN- HARINIVO Zouzou Tantely RATSIMBAZAFY Fanja Robert RAZAFIMAHATRATRA Mahefa Harivony Stanislas RAKOTOARIVELO Firmin Marie Jos Faritra Bongolava RANDRIAMAMONJY Louis Faritra Vakinankaratra RANDRIAMANANTENA Richard RANDRIANANDRASANA Jean Dieu Donn RATSIMBAHAFA Andriamampionona

  38. Misaotra Tompoko

Related


More Related Content